Daniel 11:36 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanao araka izay sitrapony ny mpanjaka ka hisandratra sy hanandra-tena ho ambonin’ny andriamanitra rehetra, ary hiteny zavatra mahagaga manohitra ny Andriamanitry ny andriamanitra; hahomby amin’izany ihany izy mandra-pahatanteraka ny fahatezerana, satria izay efa voatendry ihany no tsy maintsy hitranga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ny mpanjaka hanao araka izay sitrapony; dia hanandra-tena sy hihevi-tena ho ambonin’ny andriamanitra rehetra ka hiteny zava-mampivarahontsana hanohitra an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra. Ary hanam-pahombiazana izy ambara-pihatran’ny fahatezeran’Andriamanitra, satria ho tanteraka izay efa voatendry.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka hanao araka izay sitrapony; ary hisandratra sy hanandra-tena ho ambonin'ny andriamanitra rehetra izy ka hiteny zavatra mahagaga ny amin'Andriamanitry ny andriamanitra, ary hambinina ihany izy mandra-pahatanteraky ny fahatezerana; fa izay efa voatendry no tsy maintsy hatao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanao araka izay sitrapony ny mpanjaka ka hisandratra sy hanandra-tena ho ambonin’ny andriamanitra rehetra, ary hiteny zavatra mahagaga manohitra ny Andriamanitry ny andriamanitra; hahomby amin’izany ihany izy mandra-pahatanteraka ny fahatezerana, satria izay efa voatendry ihany no tsy maintsy hitranga.
malagasy