Daniel 11:37 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ilay tian’ny vehivavy manokana; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra fa hanandra-tena noho izy rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy horaharahainy akory ireo andriamanitry ny razany na ireo andriamanitra lalain’ny vehivavy; tsy hisy horaharahainy tokoa izay andriamanitra satria heveriny ho ambonin’izy rehetra ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ny fitiavan'ny vehivavy; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra, fa hanandra-tena noho izy rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ilay tian’ny vehivavy manokana; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra fa hanandra-tena noho izy rehetra izy.
malagasy