Daniel 11:38 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; volamena, volafotsy, vatosoa sy zavatra mahafinaritra no hoentiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho solon’izany kosa dia homeny voninahitra ny andriamanitry ny tanànamimanda; andriamanitra tsy fantatry ny razany akory izany kanefa hotoloran’io mpanjaka io volamena sy volafotsy ary vatosoa mbamy zava-tsarobidy hafa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; ary volamena sy volafotsy sy vato soa ary zavatra mahafinaritra no ho entiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; volamena, volafotsy, vatosoa sy zavatra mahafinaritra no hoentiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany.
malagasy