Daniel 11:40 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fotoanan’ny farany dia hifanohitra aminy ny mpanjakan’ny atsimo; ny mpanjakan’ny avaratra koa dia ho avy hamely azy toy ny tafio-drivotra ka hitondra kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly ary sambo maro; hiditra ao amin’ny tany izy ka hanerana sy hanafotra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny faran'ny andro dia hanoto azy ny mpanjakan'ny atsimo; ary ny mpanjakan'ny avaratra koa ho avy hamely azy toy ny tafio-drivotra ka hitondra kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ary sambo maro; ary hiditra amin'ny tany izy ka hanerana toy ny safotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fotoanan’ny farany dia hifanohitra aminy ny mpanjakan’ny atsimo; ny mpanjakan’ny avaratra koa dia ho avy hamely azy toy ny tafio-drivotra ka hitondra kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly ary sambo maro; hiditra ao amin’ny tany izy ka hanerana sy hanafotra azy.
malagasy