Daniel 11:41 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiditra ao amin’ny tany mahafinaritra koa izy ary maro no ho lavo; fa ireto avy kosa no ho afa-mandositra ny tanany: i Edoma sy i Moaba ary ireo lohan’ny taranak’i Amona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hiditra ao amin’ilay tany tsara indrindra izy ka betsaka ny olona haripany; nefa ho afaka amin’ny tanany kosa ireo Môabita sy Edômita ary ny lohandohan’ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Hiditra ao amin'ny tany mahafinaritra koa izy, ary maro no ho ripaka; fa izao kosa no ho afa-mandositra ny tànany: Edoma sy Moaba ary ireo lohan'ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiditra ao amin’ny tany mahafinaritra koa izy ary maro no ho lavo; fa ireto avy kosa no ho afa-mandositra ny tanany: i Edoma sy i Moaba ary ireo lohan’ny taranak’i Amona.
malagasy