Daniel 11:42 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanainga ny tanany amin’ny tany sasany koa izy; ary ny tany Ejipta dia tsy ho afa-mandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hanitatra ny fahefàny ao amin’ny tany hafa izy ka na dia i Ejipta aza dia tsy ho afa-mitsoaka.
Malagasy Bible 1865
Haninjitra ny tànany amin'ny tany sasany koa izy; ary ny tany Egypta tsy ho afa-mandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanainga ny tanany amin’ny tany sasany koa izy; ary ny tany Ejipta dia tsy ho afa-mandositra.
malagasy
Haninjitra ny tànany amin'ny tany sasany koa izy; ary ny tany Egypta tsy ho afa-mandositra.