Daniel 11:43 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho lasany ny rakitra volamena sy volafotsy, ary ny zava-tsoan’i Ejipta rehetra ary ny Libiana sy ny Etiopiana dia hanara-dia azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lasany avokoa ny tahirim-bolamena sy volafotsy ary zava-tsoan’i Ejipta; ary ny Libianina sy ny Etiôpianina dia hanaiky azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hahalasa ny rakitra volamena sy volafotsy ary ny zava-tsoan'i Egypta rehetra izy; ary ny Libyana sy ny Etiopiana hanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho lasany ny rakitra volamena sy volafotsy, ary ny zava-tsoan’i Ejipta rehetra ary ny Libiana sy ny Etiopiana dia hanara-dia azy.
malagasy
Fa hahalasa ny rakitra volamena sy volafotsy ary ny zava-tsoan'i Egypta rehetra izy; ary ny Libyana sy ny Etiopiana hanaraka azy.