Daniel 11:44 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hisy siosion-dresaka avy any atsinanana sy avy any avaratra haharaiki-tahotra azy ka hivoaka handrava sy handringana olona maro amin’ny fahatezerana lehibe izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hisy vaovao avy any atsinanana sy avy any avaratra hampitebiteby azy, ka hiainga hanafika amin-katezerana mafy izy mba handrava zavatra sy handringana olona maro.
Malagasy Bible 1865
Fa hisy siosion-teny avy any atsinanana sy avy any avaratra haharaiki-tahotra azy, ka dia hivoaka amin'ny fahatezerana be izy handrava sy handringana maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hisy siosion-dresaka avy any atsinanana sy avy any avaratra haharaiki-tahotra azy ka hivoaka handrava sy handringana olona maro amin’ny fahatezerana lehibe izy.
malagasy
Fa hisy siosion-teny avy any atsinanana sy avy any avaratra haharaiki-tahotra azy, ka dia hivoaka amin'ny fahatezerana be izy handrava sy handringana maro.Ary haoriny eo anelanelan'ny ranomasina sy ny tendrombohitra masina mahafinaritra ny trano-lainy izay lapany; nefa ho tonga ao amin'ny hiafarany ihany izy, ka tsy hisy hamonjy azy.