Daniel 11:45 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary haoriny eo anelanelan’ny ranomasina sy ny tendrombohitra masina mahafinaritra ny tranolainy izay lapany, nefa ho tonga ao amin’izay hiafarany ihany izy ka tsy hisy hamonjy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hanorina ny tranolain’andriamanjaka eo anelanelan’ny ranomasina sy ny tendrombohitra masin’ilay tany tsara indrindra izy; nefa ho tonga amin’ny hiafarany ihany izy, ka tsy hisy hamonjy azy.»
Malagasy Bible 1865
Ary haoriny eo anelanelan'ny ranomasina sy ny tendrombohitra masina mahafinaritra ny trano-lainy izay lapany; nefa ho tonga ao amin'ny hiafarany ihany izy, ka tsy hisy hamonjy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary haoriny eo anelanelan’ny ranomasina sy ny tendrombohitra masina mahafinaritra ny tranolainy izay lapany, nefa ho tonga ao amin’izay hiafarany ihany izy ka tsy hisy hamonjy azy.
malagasy