Daniel 11:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka taona vitsivitsy dia hanjary mpiara-miombona antoka izy roa lahy ireo, ary ho avy ny zanakavavin’ny mpanjakan’ny atsimo hankany amin’ny mpanjakan’ny avaratra hanatsara ny fihavanana. Nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka sy ny sandriny, fa hatolotra miaraka amin’ireo nitondra azy Razazavavy sy ny rainy niteraka azy ary ilay nampahery azy tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hanao fifanekena ny roa tonta; ka ny zanakavavin’ny mpanjaka ao atsimo ho tonga vadin’ilay mpanjaka ao avaratra mba hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hanana mpanohana ravehivavy, ary samy tsy ho ela velona na ny vadiny na ny zanany, fa hatolotra ho faty avokoa ravehivavy sy ireo nitondra azy sy ny rainy niteraka azy ary ny vadiny tamin’izany fotoana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hikambana izy roa lahy ireo; ary ho avy ny zanakavavin'ny mpanjakan'ny atsimo hankany amin'ny mpanjakan'ny avaratra hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka na ny sandriny, fa hatolotra razazavavy sy ireo nitondra azy sy rainy niteraka azy mbamin'izay nampahery azy tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka taona vitsivitsy dia hanjary mpiara-miombona antoka izy roa lahy ireo, ary ho avy ny zanakavavin’ny mpanjakan’ny atsimo hankany amin’ny mpanjakan’ny avaratra hanatsara ny fihavanana. Nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka sy ny sandriny, fa hatolotra miaraka amin’ireo nitondra azy Razazavavy sy ny rainy niteraka azy ary ilay nampahery azy tamin’izany andro izany.
malagasy
Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hikambana izy roa lahy ireo; ary ho avy ny zanakavavin'ny mpanjakan'ny atsimo hankany amin'ny mpanjakan'ny avaratra hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka na ny sandriny, fa hatolotra razazavavy sy ireo nitondra azy sy rainy niteraka azy mbamin'izay nampahery azy tamin'izany andro izany.[Na: dia samy amin'ny fotoany avy]