Daniel 11:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hisy solofony iray avy amin’ny fotony hitsangana handimby azy; hanatona ny miaramila izy ary hidirany ny fiarovana mafin’ny mpanjakan’ny avaratra; hasiany ireo ka handresy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hisy solofo iray avy amin’ny fianakaviany hitsangana handimby ilay mpanjaka ao atsimo; ho avy izy hamely ny tafik’ilay mpanjaka ao avaratra ary hitsofoka amin’ny tanànany mimanda; ary hiady amin’io tafika io izy ka handresy azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hisy solofony anankiray avy amin'ny fakany hitsangana handimby azy, ka hihavian'izay ny miaramila, ary hidirany ny fiarovana mafin'ny mpanjakan'ny avaratra, ka hasiany ireo, dia hahery izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hisy solofony iray avy amin’ny fotony hitsangana handimby azy; hanatona ny miaramila izy ary hidirany ny fiarovana mafin’ny mpanjakan’ny avaratra; hasiany ireo ka handresy izy.
malagasy