Daniel 11:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andriamaniny koa mbamin’ny sarin-javatra voarendrika sy ny fanaka tsara ananany, na ny volafotsy na ny volamena, dia hoentiny any Ejipta avokoa. Hijanona elaela tsy hamely ny mpanjakan’ny avaratra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentiny ho babo tany Ejipta avokoa ny sarivongan’ireo andriamanitr’izany tany izany miaraka amin’ny fanaka sarobidy volafotsy sy volamena; ary hijanona elaela tsy hamely an’ilay mpanjaka ao avaratra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andriamaniny koa mbamin'ny sarin-javatra an-idina sy ny fanaka tsara ananany, na ny volafotsy na ny volamena, dia hobaboiny avokoa; ary hijanona elaela tsy hamely ny mpanjakan'ny avaratra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andriamaniny koa mbamin’ny sarin-javatra voarendrika sy ny fanaka tsara ananany, na ny volafotsy na ny volamena, dia hoentiny any Ejipta avokoa. Hijanona elaela tsy hamely ny mpanjakan’ny avaratra izy.
malagasy
Ary ny andriamaniny koa mbamin'ny sarin-javatra an-idina sy ny fanaka tsara ananany, na ny volafotsy na ny volamena, dia hobaboiny avokoa; ary hijanona elaela tsy hamely ny mpanjakan'ny avaratra izy.[Na: haharitra ela noho]