Daniel 11:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho tonga any amin’ny fanjakan’ny mpanjakan’ny atsimo izy, nefa hody any amin’ny taniny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aorian’izany kosa io mpanjaka ao avaratra io dia hankany amin’ilay mpanjaka ao atsimo, ary dia hiverina amin’ny taniny ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary ho tonga amin'ny fanjakan'ny mpanjakan'ny atsimo izy, nefa hody any amin'ny taniny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho tonga any amin’ny fanjakan’ny mpanjakan’ny atsimo izy, nefa hody any amin’ny taniny ihany.
malagasy
Ary ho tonga amin'ny fanjakan'ny mpanjakan'ny atsimo izy, nefa hody any amin'ny taniny ihany.