Daniel 12:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro no hodiovina sy hofotsina ary hozahan-toetra; fa ny ratsy fanahy kosa dia mbola hanao ratsy ihany, ary tsy hisy amin’ny ratsy fanahy hahafantatra, fa ny hendry no hahafantatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hosedraina; ny olon-dratsy kosa tsy hisy hahafantatra ny heviny ka mbola hanao ratsy ihany, fa ny hendry no hahafantatra.
Malagasy Bible 1865
Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra; fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany, ary tsy hisy amin'ny ratsy fanahy hahafantatra, fa ny hendry no hahafantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro no hodiovina sy hofotsina ary hozahan-toetra; fa ny ratsy fanahy kosa dia mbola hanao ratsy ihany, ary tsy hisy amin’ny ratsy fanahy hahafantatra, fa ny hendry no hahafantatra.
malagasy