Daniel 12:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatramin’ny andro hampitsaharana ny fanatitra isanandro sy hampidirana ny fahavetavetana mahatonga fandravana dia hisy andro sivifolo sy roanjato sy arivo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary manomboka amin’ny fotoana hampitsaharana ny sorona fanao isan’andro ka hampidirana ilay fanimbazimbana mahatsiravina dia hisy 1 290 andro.
Malagasy Bible 1865
Ary hatramin'ny andro hampitsaharana ny fanatitra isan'andro sy hampidirana ny fahavetavetana mahatonga fandravana dia hisy andro sivifolo sy roan-jato amby arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatramin’ny andro hampitsaharana ny fanatitra isanandro sy hampidirana ny fahavetavetana mahatonga fandravana dia hisy andro sivifolo sy roanjato sy arivo.
malagasy