Daniel 12:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mandehana ianao mandra-piavin’ny farany; fa hitsahatra ianao ka hitsangana hahazo ny anjara ho anao amin’ny andro farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao, ry Daniela, mizora hatramin’ny farany; dia hiala sasatra ianao ka hitsangana handray ny valisoanao amin’ny andro farany.› »
Malagasy Bible 1865
Fa mandehana ianao mandra-pihavin'ny farany; fa hitsahatra ianao ka hitsangana ho ao amin'ny anjaranao amin'ny andro farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mandehana ianao mandra-piavin’ny farany; fa hitsahatra ianao ka hitsangana hahazo ny anjara ho anao amin’ny andro farany.
malagasy
Fa mandehana ianao mandra-pihavin'ny farany; fa hitsahatra ianao ka hitsangana ho ao amin'ny anjaranao amin'ny andro farany.