Daniel 12:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro amin’izay matory ao amin’ny vovoky ny tany no hifoha: Ny sasany dia ho amin’ny fiainana mandrakizay, fa ny sasany kosa dia ho amin’ny henatra sy ny latsa mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary olona marobe izay matory ao amin’ny vovoka ao am-pasana no hifoha: ny sasany ho amin’ny fiainana mandrakizay ary ny sasany ho amin’ny henatra sy ny zava-mahatsiravina mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary maro amin'izay matory ao amin'ny vovoky ny tany no hifoha: ny sasany ho amin'ny fiainana mandrakizay, ary ny sasany ho amin'ny henatra sy ny latsa mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro amin’izay matory ao amin’ny vovoky ny tany no hifoha: Ny sasany dia ho amin’ny fiainana mandrakizay, fa ny sasany kosa dia ho amin’ny henatra sy ny latsa mandrakizay.
malagasy