Daniel 12:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao kosa, ry Daniela, dia tano ho tsiambaratelo ny teny ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-piavin’ny andro farany. Maro no hazoto mikaroka ka hitombo fahalalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Daniela, ahorony hiafina ireo teny ireo ka asio tombo-kase tsy ho azo sokafana ity boky ity ambara-pahatongan’ny fotoana farany; ho maro amin’izay no hamaky azy ka hitombo fahalalana.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin'ny andro farany; maro no hazoto mandinika, ka hitombo ny fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao kosa, ry Daniela, dia tano ho tsiambaratelo ny teny ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-piavin’ny andro farany. Maro no hazoto mikaroka ka hitombo fahalalana.
malagasy
[Teny farany] Ary ianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin'ny andro farany; maro no hazoto mandinika, ka hitombo ny fahalalana.[Heb. hivoivoy]