Daniel 12:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijery izaho Daniela ka indro, nisy olona roa hafa koa nijoro, ny iray dia teto amoron’ny ony, ary ny iray kosa dia teroa andafiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Daniela dia nijery hatrany ilay fahitana ka indro nisy olona roa hafa nitsangana, ny anankiray teto amoron’ny ony an-kilany ary ny anankiray terỳ amoron’ny ony andaniny.
Malagasy Bible 1865
Dia nijery aho Daniela, ka, indro, nisy roa hafa koa nitsangana ny anankiray teto amoron'ny ony, ary ny anankiray kosa teroa an-dafiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijery izaho Daniela ka indro, nisy olona roa hafa koa nijoro, ny iray dia teto amoron’ny ony, ary ny iray kosa dia teroa andafiny.
malagasy
Dia nijery aho Daniela, ka, indro, nisy roa hafa koa nitsangana ny anankiray teto amoron'ny ony, ary ny anankiray kosa teroa an-dafiny.