Daniel 12:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny iray tamin’ilay lehilahy mitafy lamba rongony, izay teo ambonin’ny rano amin’ny ony: Rahoviana vao ho tonga ny faran’ireo fahagagana ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny anankiray tamin’ireo no niteny tamin’ilay lehilahy nitafy rongony fotsy teo ambonin’ny ranon’ny ony ka nanao hoe: ‹Rahoviana no hifarana ireo zava-mahagaga ireo?›
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny anankiray tamin'ilay lehilahy mitafy rongony fotsy, izay teo ambonin'ny rano amin'ny ony: Mandra-pahoviana vao ho tanteraka ny faran'ireo fahagagana ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny iray tamin’ilay lehilahy mitafy lamba rongony, izay teo ambonin’ny rano amin’ny ony: Rahoviana vao ho tonga ny faran’ireo fahagagana ireo?
malagasy