Daniel 12:8 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandre izany aho nefa tsy nahazo ny heviny. Dia hoy aho: Tompoko ô, hanao ahoana no hiafaran’ireo zavatra ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Daniela dia nandre izany nefa tsy nahafantatra ny heviny, ka nanontany hoe: ‹Tompoko, hanao ahoana no hiafaran’ireo zavatra ireo?›
Malagasy Bible 1865
Ary nandre izany aho, nefa tsy nahafantatra; dia hoy izaho: Tompoko ô, hanao ahoana no hiafaran'ireo zavatra ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandre izany aho nefa tsy nahazo ny heviny. Dia hoy aho: Tompoko ô, hanao ahoana no hiafaran’ireo zavatra ireo?
malagasy
Ary nandre izany aho, nefa tsy nahafantatra; dia hoy izaho: Tompoko ô, hanao ahoana no hiafaran'ireo zavatra ireo?