Daniel 12:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Mandehana, ry Daniela, fa voatana ho tsiambaratelo ny teny sady voaisy tombo-kase mandra-piavin’ny andro farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly izy hoe: ‹Ry Daniela, mandehana fa efa voahorona hiafina ireo teny ireo sady voaisy tombokase tsy ho azo sokafana mandra-piavin’ny fotoana farany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Andeha, ry Daniela, fa efa voahorona ny teny sady voaisy tombo-kase mandra-pihavin'ny andro farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Mandehana, ry Daniela, fa voatana ho tsiambaratelo ny teny sady voaisy tombo-kase mandra-piavin’ny andro farany.
malagasy
Dia hoy izy: Andeha, ry Daniela, fa efa voahorona ny teny sady voaisy tombo-kase mandra-pihavin'ny andro farany.