Daniel 2:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona faharoa nanjakany dia nanonofy i Nebokadnezara ka nitebiteby sady tsy nahita tory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Nebokadnetsara, dia nanonofy izy. Nampitebiteby azy izany, hany ka tsy nahitany tory.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Nebokadnezara dia nanonofy Nebokadnezara, ka nitebiteby ny fanahiny, ary tsy nahita torimaso izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona faharoa nanjakany dia nanonofy i Nebokadnezara ka nitebiteby sady tsy nahita tory.
malagasy
[Ny nofin'i Nebokadnezara, sy ny nilazan'i Daniela ny hevitr'izany] Ary tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Nebokadnezara dia nanonofy Nebokadnezara, ka nitebiteby ny fanahiny, ary tsy nahita torimaso izy.