Daniel 2:10 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka ny Kaldeana hoe: Tsy misy olona mahay milaza izany nofin’ny mpanjaka izany etỳ ambonin’ny tany; fa tsy mbola nisy mpanjaka nila zavatra toy izany tamin’ny ombiasy sy ny mpisikidy ary ny Kaldeana, na dia izay lehibe sy mahery indrindra aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka indray ny mpanandro ka nanao hoe: –Tsy misy olona eto ambonin’ny tany afaka hilaza izany nofinao izany, ry mpanjaka! Ary tsy mbola nisy mpanjaka, na dia izay lehibe sy mahery aza, ka nanontany zavatra toy izany tamin’ny mpanao majika aman-tsikidy sy ny mpanandro.
Malagasy Bible 1865
Ny Kaldeana namaly teo anatrehan'ny mpanjaka hoe: Tsy misy olona etỳ ambonin'ny tany mahay milaza izany nofin 'ny mpanjaka izany; fa tsy mbola nisy mpanjaka, na dia izay lehibe sy mahery aza, nila zavatra toy izany tamin'ny ombiasy sy ny mpisikidy ary ny Kaldeana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka ny Kaldeana hoe: Tsy misy olona mahay milaza izany nofin’ny mpanjaka izany etỳ ambonin’ny tany; fa tsy mbola nisy mpanjaka nila zavatra toy izany tamin’ny ombiasy sy ny mpisikidy ary ny Kaldeana, na dia izay lehibe sy mahery indrindra aza.
malagasy
Ny Kaldeana namaly teo anatrehan'ny mpanjaka hoe: Tsy misy olona etỳ ambonin'ny tany mahay milaza izany nofin'ny mpanjaka izany; fa tsy mbola nisy mpanjaka, na dia izay lehibe sy mahery aza, nila zavatra toy izany tamin'ny ombiasy sy ny mpisikidy ary ny Kaldeana.[Ar. tenin']