Daniel 2:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sarotra ny zavatra anontanian’ny mpanjaka ka tsy misy mahay milaza izany eo anatrehan’ny mpanjaka afa-tsy ireo andriamanitra izay tsy manam-ponenana miaraka amin’ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny zavatra izay angatahinao dia faran’izay lalina, ka tsy misy afaka manambara azy eo anatrehanao raha tsy ireo andriamanitra izay tsy miara-monina amin’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Ary sarotra ny zavatra anontanian'ny mpanjaka, ka tsy misy mahay milaza izany eo anatrehan'ny mpanjaka afa-tsy ireo andriamanitra, izay tsy manam-ponenana amin'ny nofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sarotra ny zavatra anontanian’ny mpanjaka ka tsy misy mahay milaza izany eo anatrehan’ny mpanjaka afa-tsy ireo andriamanitra izay tsy manam-ponenana miaraka amin’ny olona.
malagasy