Daniel 2:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vinitra sady tezitra dia tezitra ny mpanjaka noho izany ka nasainy naringana ny olon-kendrin’i Babilona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra nisafoaka mafy noho izany rehetra izany ny mpanjaka, ka nanome baiko mba handringanana ny olon-kendry rehetra ao Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Dia vinitra sady tezitra indrindra ny mpanjaka noho izany, ka nasainy naringana ny olon-kendrin'i Babylona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vinitra sady tezitra dia tezitra ny mpanjaka noho izany ka nasainy naringana ny olon-kendrin’i Babilona rehetra.
malagasy
Dia vinitra sady tezitra indrindra ny mpanjaka noho izany, ka nasainy naringana ny olon-kendrin'i Babylona rehetra.