Daniel 2:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary navoaka ny didy nampamono ny olon-kendry; i Daniela sy ny namany koa dia mba notadiaviny hovonoina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navoaka ny didy mampamono ho faty ireo olon-kendry; ary notadiavina koa i Daniela sy ny namany mba hovonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary navoaka ny didy nampamono ny olon-kendry; ary Daniela sy ny namany koa mba notadiaviny hovonoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary navoaka ny didy nampamono ny olon-kendry; i Daniela sy ny namany koa dia mba notadiaviny hovonoina.
malagasy
Ary navoaka ny didy nampamono ny olon-kendry; ary Daniela sy ny namany koa mba notadiaviny hovonoina.