Daniel 2:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalin’i Daniela tamim-pahamendrehana sy feno fahendrena i Arioka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka izay efa nivoaka hamono ny olon-kendrin’i Babilona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga tokoa i Ariôka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka, mba hamono ho faty ireo olon-kendrin’i Babilôna. Kanefa teny feno fahamalinana sy fahendrena no nasetrin’i Daniela an’i Ariôka;
Malagasy Bible 1865
Dia novalian'i Daniela tamin'ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben'ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin'i Babylona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalin’i Daniela tamim-pahamendrehana sy feno fahendrena i Arioka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka izay efa nivoaka hamono ny olon-kendrin’i Babilona.
malagasy
Dia novalian'i Daniela tamin'ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben'ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin'i Babylona;