Daniel 2:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hoy izy tamin’i Arioka, lehibe voatendrin’ny mpanjaka: Nahoana no dia mafy toy izany ny didy avy amin’ny mpanjaka? Dia nambaran’i Arioka tamin’i Daniela ny zava-nitranga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanontaniany momba ny antony nahahenjana ny didy navoakan’ny mpanjaka i Ariôka, dia nampahafantatra azy ny toe-javatra.
Malagasy Bible 1865
eny, namaly izy ka nanao tamin'i Arioka, lehibe voatendrin'ny mpanjaka, hoe: Nahoana no dia mafy toy izany ny teny avy amin'ny mpanjaka? Dia nambaran'i Arioka tamin'i Daniela ilay teny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hoy izy tamin’i Arioka, lehibe voatendrin’ny mpanjaka: Nahoana no dia mafy toy izany ny didy avy amin’ny mpanjaka? Dia nambaran’i Arioka tamin’i Daniela ny zava-nitranga.
malagasy