Daniel 2:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra i Daniela ka nangataka tamin’ny mpanjaka mba hanome andro azy, fa holazainy amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nankany amin’ny mpanjaka i Daniela ary niangavy azy mba hanome fotoana hahazoany manambara amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofiny.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra Daniela ka nangataka tamin'ny mpanjaka hanome andro azy, dia holazainy amin'ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra i Daniela ka nangataka tamin’ny mpanjaka mba hanome andro azy, fa holazainy amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.
malagasy
Dia niditra Daniela ka nangataka tamin'ny mpanjaka hanome andro azy, dia holazainy amin'ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.