Daniel 2:17 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nody tany an-tranony i Daniela ka nanambara ilay zavatra tamin’i Hanania sy i Misaela ary i Azaria namany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nody tany an-tranony i Daniela ka nampahafantatra an’i Hananià sy i Misaela ary i Hazarià namany ny toe-javatra;
Malagasy Bible 1865
Ary Daniela nody tany an-tranony ka nanambara ilay teny tamin'i Hanania sy Misaela ary Azaria namany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nody tany an-tranony i Daniela ka nanambara ilay zavatra tamin’i Hanania sy i Misaela ary i Azaria namany
malagasy
Ary Daniela nody tany an-tranony ka nanambara ilay teny tamin'i Hanania sy Misaela ary Azaria namany,