Daniel 2:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hangatahan’ireo famindrampo amin’Andriamanitry ny lanitra ny amin’izany zavamiafina izany ka tsy haringana i Daniela sy ny namany mbamin’ny olon-kendrin’i Babilona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nangatahiny izy telo lahy mba hitalaho ny famindrampon’ilay Andriamanitry ny lanitra momba ity zava-miafina ity, ka mba tsy haringana miaraka amin’ireo olon-kendrin’i Babilôna sisa i Daniela sy ny namany.
Malagasy Bible 1865
mba hangatahan'ireo famindram-po amin'Andriamanitry ny lanitra ny amin'izany zava-miafina izany, mba tsy haringana Daniela sy ny namany mbamin'ny olon-kendrin'i Babylona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hangatahan’ireo famindrampo amin’Andriamanitry ny lanitra ny amin’izany zavamiafina izany ka tsy haringana i Daniela sy ny namany mbamin’ny olon-kendrin’i Babilona rehetra.
malagasy