Daniel 2:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naseho an’i Daniela tamin’ny fahitana tamin’ny alina ilay zavamiafina ka nisaotra an’Andriamanitry ny lanitra i Daniela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naseho an’i Daniela tamin’ny fahitana nandritra ny alina ilay zava-miafina; koa nidera an’ilay Andriamanitry ny lanitra izy.
Malagasy Bible 1865
Dia naseho an'i Daniela tamin'ny fahitana amin'ny alina izany zava-miafina izany, ka dia nisaotra an'Andriamanitry ny lanitra Daniela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naseho an’i Daniela tamin’ny fahitana tamin’ny alina ilay zavamiafina ka nisaotra an’Andriamanitry ny lanitra i Daniela.
malagasy
Dia naseho an'i Daniela tamin'ny fahitana amin'ny alina izany zava-miafina izany, ka dia nisaotra an'Andriamanitry ny lanitra Daniela.