Daniel 2:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasain’ny mpanjaka nantsoina ny ombiasy, ny mpisikidy, ny mpitana ody ary ny Kaldeana mba hilaza amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofiny. Dia tonga ireny ka nitsangana teo anatrehan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’ny mpanjaka nantsoina ny mpanao majika aman-tsikidy sy ny mpimasy ary ny mpanandro mba hanambara aminy ny hevitry ny nofiny. Nony tonga ireo ka niseho teo anatrehan’ny mpanjaka,
Malagasy Bible 1865
Dia nasain'ny mpanjaka nantsoina ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny mpanana ody ary ny Kaldeana hilaza amin'ny mpanjaka ny nofiny. Dia tonga ireny ka nitsangana teo anatrehan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasain’ny mpanjaka nantsoina ny ombiasy, ny mpisikidy, ny mpitana ody ary ny Kaldeana mba hilaza amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofiny. Dia tonga ireny ka nitsangana teo anatrehan’ny mpanjaka.
malagasy