Daniel 2:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Daniela: Isaorana anie ny anaran’Andriamanitra, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay! Azy ny fahendrena sy ny hery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Daniela ka nanao hoe: «Hisaorana anie ny anaran’Andriamanitra hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay, satria Azy ny fahendrena sy ny hery!
Malagasy Bible 1865
Eny, niteny izy ka nanao hoe: Isaorana anie ny anaran'Andriamanitra mandrakizay mandrakizay, fa Azy ny fahendrena sy ny hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Daniela: Isaorana anie ny anaran’Andriamanitra, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay! Azy ny fahendrena sy ny hery.
malagasy
Eny, niteny izy ka nanao hoe: Isaorana anie ny anaran'Andriamanitra mandrakizay mandrakizay, fa Azy ny fahendrena sy ny hery.