Daniel 2:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no mandahatra ny andro sy ny fotoana. Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an’ny hendry sy fahalalana ho an’izay marani-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no tompon’ny fotoana sy ny tantara; Izy no manonga-mpanjaka sy mananga-mpanjaka; Izy no manome ny fahendrena ho an’ny hendry ary ny fahaiza-manavaka ho an’ny mahira-tsaina.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy no mandahatra ny andro sy ny fotoana; Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no mandahatra ny andro sy ny fotoana. Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an’ny hendry sy fahalalana ho an’izay marani-tsaina.
malagasy
Ary Izy no mandahatra ny andro sy ny fotoana; Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina.[Ar. manova]