Daniel 2:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no mampiseho ny zava-dalina sy miafina; Izy no mahalala izay ao amin’ny maizina, ary ny mazava dia mitoetra ao Aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mampiseho ny zavatra lalina sy miafina sady mahalala izay misy ao amin’ny maizina, satria ny mazava no miara-mitoetra aminy.
Malagasy Bible 1865
Izy no mampiseho ny zavatra lalina sy miafina; Izy no mahalala izay ao amin'ny maizina, ary ny mazava mitoetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no mampiseho ny zava-dalina sy miafina; Izy no mahalala izay ao amin’ny maizina, ary ny mazava dia mitoetra ao Aminy.
malagasy
Izy no mampiseho ny zavatra lalina sy miafina; Izy no mahalala izay ao amin'ny maizina, ary ny mazava mitoetra ao aminy.