Daniel 2:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, ry Andriamanitry ny razako ô, no deraiko sy isaorako satria nomenao fahendrena sy hery aho, ary ankehitriny dia nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao; satria nampahafantarinao anay ilay nofin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaotra sy midera Anao aho, ry Andriamanitry ny razako ô, satria nomenao fahendrena sy hery. Ary ankehitriny nampahafantarinao ahy izay zavatra nangatahinay taminao, ka nambaranao anay ilay nofin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Hianao, ry Andriamanitry ny razako ô, no deraiko sy isaorako, satria nomenao fahendrena sy hery aho, ary ankehitriny efa nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao; fa nampahafantarinao anay ilay nofin'3 ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, ry Andriamanitry ny razako ô, no deraiko sy isaorako satria nomenao fahendrena sy hery aho, ary ankehitriny dia nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao; satria nampahafantarinao anay ilay nofin’ny mpanjaka.
malagasy