Daniel 2:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho izany i Daniela dia niditra nankao amin’i Arioka izay notendren’ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’i Babilona; eny, nandeha izy ka nilaza taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin’i Babilona; fa ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo anoloan’izany i Daniela dia nankany amin’i Ariôka izay voatendrin’ny mpanjaka handringana ny olon-kendry rehetra ao Babilôna, ka avy hatrany i Daniela dia niteny taminy hoe: –Aza aringana ny olon-kendrin’i Babilôna! Ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho fa ny tenako no hanambara aminy ny hevitry ny nofiny.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany Daniela dia niditra nankao amin'i Arioka, izay notendren'ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin'i Babylona, eny, nandeha izy ka nanao taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin'i Babylona; fa ento ho eo anatrehan'ny mpanjaka aho, dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho izany i Daniela dia niditra nankao amin’i Arioka izay notendren’ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’i Babilona; eny, nandeha izy ka nilaza taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin’i Babilona; fa ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny.
malagasy