Daniel 2:25 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentin’i Arioka haingana ho eo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, sady hoy izy taminy: Nahita lehilahy isan’ny babo avy any Joda aho, izay hilaza amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitondra haingana an’i Daniela ho eo anatrehan’ny mpanjaka i Ariôka sady niteny tamin’i Nebokadnetsara hoe: –Nahita lehilahy isan’ny babo avy any Joda aho, ry mpanjaka; izy io no hanambara aminao ny hevitry ny nofinao.
Malagasy Bible 1865
Dia nentin'i Arioka faingana ho eo anatrehan'ny mpanjaka Daniela, ka hoy izy taminy: Nahita lehilahy isan'ny babo avy any Joda aho, izay hilaza amin'ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentin’i Arioka haingana ho eo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, sady hoy izy taminy: Nahita lehilahy isan’ny babo avy any Joda aho, izay hilaza amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.
malagasy