Daniel 2:26 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela izay antsoina koa hoe Beltesazara: Moa mahay manambara amiko ny nofy izay hitako mbamin’ny heviny va ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niresahan’ny mpanjaka i Daniela izay antsoina hoe Beltesatsara ka nanontaniany hoe: –Moa afaka hampahalala ahy ny nofiko sy ny heviny tokoa va ianao?
Malagasy Bible 1865
Ny mpanjaka namaly ka nilaza tamin'i Daniela, izay atao hoe koa Beltesazara, hoe: Moa mahay manambara amiko ny nofy izay hitako mbamin'ny heviny va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela izay antsoina koa hoe Beltesazara: Moa mahay manambara amiko ny nofy izay hitako mbamin’ny heviny va ianao?
malagasy