Daniel 2:27 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela hoe: Ilay zavamiafina nanontanian’ny mpanjaka dia tsy hain’ny olon-kendry, na ny mpisikidy, na ny ombiasy, na ny mpanandro nolazaina tamin’ny mpanjaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny mpanjaka i Daniela ka nanao hoe: –Tsy misy olon-kendry na mpisikidy na mpanao majika na ombiasy afaka hanambara aminao ny zava-miafina izay anontanianao, ry mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly teo anatrehan'ny mpanjaka Daniela nanao hoe: Ilay zava-miafina nanontanian'ny mpanjaka dia tsy hain'ny olon-kendry, na ny mpisikidy, na ny ombiasy, na ny mpanandro, nolazaina tamin'ny mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela hoe: Ilay zavamiafina nanontanian’ny mpanjaka dia tsy hain’ny olon-kendry, na ny mpisikidy, na ny ombiasy, na ny mpanandro nolazaina tamin’ny mpanjaka;
malagasy