Daniel 2:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa misy Andriamanitra any an-danitra, izay mampiseho zavamiafina ka mampahafantatra an’i Nebokadnezara mpanjaka izay ho tonga amin’ny ho avy. Ny nofinao sy ny fahitana hitanao teo amin’ny farafaranao dia izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa misy Andriamanitra any an- danitra ambony any Izay mampiseho ny zava-miafina, ka Izy no nampahafantatra an’i Nebokadnetsara mpanjaka izay hiseho amin’ny hoavy. Koa izao àry ny nofinao sy ny fahitana tao an-tsainao teo am-pandriana.
Malagasy Bible 1865
kanefa misy Andriamanitra any an-danitra, Izay mampiseho zava-miafina ka mampahafantatra an'i Nebokadnezara mpanjaka izay ho tonga any am-parany. Ny nofinao sy ny fahitan'ny lohanao teo amin'ny farafaranao dia izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa misy Andriamanitra any an-danitra, izay mampiseho zavamiafina ka mampahafantatra an’i Nebokadnezara mpanjaka izay ho tonga amin’ny ho avy. Ny nofinao sy ny fahitana hitanao teo amin’ny farafaranao dia izao:
malagasy