Daniel 2:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny aminao, ry mpanjaka ô, raha natory ianao, dia tonga tao an-tsainao ny amin’izay ho avy rahatrizay; ary Ilay mampiseho zavamiafina dia mampahafantatra anao izay ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha natory ianao, ry mpanjaka, dia lasan’eritreritra ny amin’izay hiseho rahatrizay; koa Ilay mampiseho ny zava-miafina dia nampahafantatra anao izay hiseho rahatrizay.
Malagasy Bible 1865
Ny aminao, ry mpanjaka ô, raha nandry ianao, dia tonga ny eritreritrao ny amin'izay ho avy rahatrizay; ary Izay mampiseho zava-miafina dia mampahafantatra anao izay ho avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny aminao, ry mpanjaka ô, raha natory ianao, dia tonga tao an-tsainao ny amin’izay ho avy rahatrizay; ary Ilay mampiseho zavamiafina dia mampahafantatra anao izay ho avy.
malagasy