Daniel 2:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nanonofy aho ka mitebiteby ta hahalala ny hevitry ny nofiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nilazany hoe: –Nanonofy aho ka nampitebiteby ahy izany; liana te hahalala ilay nofy aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nanonofy aho, ka mitebiteby ta-hahalala ny nofy ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nanonofy aho ka mitebiteby ta hahalala ny hevitry ny nofiko.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nanonofy aho, ka mitebiteby ta-hahalala ny nofy ny fanahiko.