Daniel 2:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zavamiafina, fa ny mba hampahafantarana anao mpanjaka ilay hevitra ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha naseho tamiko io zava-miafina io, dia tsy hoe manam-pahendrena mihoatra noho ny miaina rehetra aho akory, fa mba hahazoana mampahalala anao ny hevitry ny nofinao, ry mpanjaka, ka hahafantaranao izay eritreritry ny fonao.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zava-miafina, fa ny mba hampahafantarana ny mpanjaka ilay hevitra, ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zavamiafina, fa ny mba hampahafantarana anao mpanjaka ilay hevitra ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao.
malagasy