Daniel 2:31 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita ianao, ry mpanjaka ô, fa indro nisy sariolona lehibe iray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara. Nijoro teo anatrehanao izy ary ny fijery azy dia nampahatahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry mpanjaka ô, izao àry no hitanao: Nisy sarivongana iray tena lehibe nijoro teo anoloanao ary namirapiratra sady nahatahotra ny endriny.
Malagasy Bible 1865
Hianao, ry mpanjaka ô, nahita fa, indro, nisy sariolona lehibe anankiray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara, nijoro teo anatrehanao izy, ary ny tarehiny dia nahatahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita ianao, ry mpanjaka ô, fa indro nisy sariolona lehibe iray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara. Nijoro teo anatrehanao izy ary ny fijery azy dia nampahatahotra.
malagasy