Daniel 2:33 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ranjony dia vy ary ny tongony dia vy sy tanimanga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vy ny ranjony; ary ny tongony dia vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany.
Malagasy Bible 1865
ny ranjony dia vy, ary ny tongony dia vy sy tanimanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ranjony dia vy ary ny tongony dia vy sy tanimanga.
malagasy
ny ranjony dia vy, ary ny tongony dia vy sy tanimanga.