Daniel 2:34 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nijery azy ianao dia nisy vato voaendaka nefa tsy nendahan-tanana, ary namely ilay sary teo amin’ny tongony vy sy tanimanga izany ka nahatorotoro azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijery tsara io sarivongana io ianao mandra-piendaky ny vato iray tamina tendrombohitra nefa tsy nendahan-tanana; namely an’ireo tongotra vy sy tanimanga tamin’ilay sarivongana io vato io ka nahatorotoro ny tongony roa.
Malagasy Bible 1865
Nijery ianao ambara-pahanisy vato voaendaka, nefa tsy nendahan-tanana, ary namely ilay sary teo amin'ny tongony vy sy tanimanga iny ka nahatorotoro azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nijery azy ianao dia nisy vato voaendaka nefa tsy nendahan-tanana, ary namely ilay sary teo amin’ny tongony vy sy tanimanga izany ka nahatorotoro azy.
malagasy
Nijery ianao ambara-pahanisy vato voaendaka, nefa tsy nendahan-tanana, ary namely ilay sary teo amin'ny tongony vy sy tanimanga iny ka nahatorotoro azy.