Daniel 2:36 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nofy ary holazainay eto anatrehan’ny mpanjaka koa ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izany ilay nofinao, ry mpanjaka, ary ny heviny koa dia holazaina eto anatrehanao.
Malagasy Bible 1865
Izany no nofy, ary holazainay eto anatrehan'ny mpanjaka koa ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nofy ary holazainay eto anatrehan’ny mpanjaka koa ny heviny.
malagasy
Izany no nofy, ary holazainay eto anatrehan'ny mpanjaka koa ny heviny.